Salamo 1:6 MG1865

6 Fa fantatr'i Jehovah ny lalan'ny marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin'ny fahaverezana.

Vakio ny toko manontolo Salamo 1

Jereo Salamo 1:6 amin'ny teny manodidina.