Salamo 116:2 MG1865

2 Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.

Vakio ny toko manontolo Salamo 116

Jereo Salamo 116:2 amin'ny teny manodidina.