3 Nihodidina tamiko ny famatoran'ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian'ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho.
Vakio ny toko manontolo Salamo 116
Jereo Salamo 116:3 amin'ny teny manodidina.