Salamo 138:6 MG1865

6 Fa na dia avo aza Jehovah dia mijery ny ambany toetra, Ary ny mpiavonavona fantany eny lavitra eny.

Vakio ny toko manontolo Salamo 138

Jereo Salamo 138:6 amin'ny teny manodidina.