Salamo 138:7 MG1865

7 Na dia handeha eo amin'ny fahoriana aza aho dia hamelona ahy Hianao; Haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ny fahavaloko Hianao Ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana.

Vakio ny toko manontolo Salamo 138

Jereo Salamo 138:7 amin'ny teny manodidina.