14 Hidera Anao aho; fa mahatahotra sy mahatalanjona ny nanaovana ahy; Mahagaga ny asanao; Ary fantatry ny fanahiko marimarina izany.
Vakio ny toko manontolo Salamo 139
Jereo Salamo 139:14 amin'ny teny manodidina.