Salamo 139:15 MG1865

15 Ny tenako tsy niafina taminao, Fony natao tao amin'ny miafina aho, Ka noforoninao hisy endrika tany ambanin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 139

Jereo Salamo 139:15 amin'ny teny manodidina.