Salamo 142:1 MG1865

1 Maskila nataon'i Davida tamin'izy tao anaty lavaka. Fivavahana. Ny feoko no itarainako amin'i Jehovah; Ny feoko no ifonako amin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Salamo 142

Jereo Salamo 142:1 amin'ny teny manodidina.