Salamo 18:14 MG1865

14 Dia nandefa ny zana-tsipìkany Izy ka nampiely ny fahavaloko. Ary nampandeha helatra be ka nampifanaritaka azy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 18

Jereo Salamo 18:14 amin'ny teny manodidina.