Salamo 18:15 MG1865

15 Dia hita ny mason-drano, ary niseho ny fanambanin'ny tany noho ny teny mafy nataonao, Jehovah ô, noho ny fifofofofon'ny fofonain'ny vavoronao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 18

Jereo Salamo 18:15 amin'ny teny manodidina.