Salamo 18:50 MG1865

50 Manao famonjen-dehibe ho an'ny mpanjaka voatendriny Izy, ary mamindra fo amin'ny voahosony, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Salamo 18

Jereo Salamo 18:50 amin'ny teny manodidina.