1 Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Ny lanitra mitory ny voninahitr'Andriamanitra; ary ny habakabaka manambara ny asan'ny tànany.
Vakio ny toko manontolo Salamo 19
Jereo Salamo 19:1 amin'ny teny manodidina.