13 Arovy ny mpanomponao tsy ho azon'ny ota sahisahy; aoka tsy hanapaka ahy izany; dia ho marina tokoa aho ka tsy hanan-tsiny ny amin'izay fahadisoana lehibe.
Vakio ny toko manontolo Salamo 19
Jereo Salamo 19:13 amin'ny teny manodidina.