Salamo 19:14 MG1865

14 Aoka ny tenin'ny vavako sy ny fisainan'ny foko samy hankasitrahana eo imasonao, Jehovah ô, Vatolampiko sy Mpanavotra ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 19

Jereo Salamo 19:14 amin'ny teny manodidina.