Salamo 2:12 MG1865

12 Manoroha ny zanaka, fandrao ho tezitra izy, ka ho very eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka aminy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 2

Jereo Salamo 2:12 amin'ny teny manodidina.