Salamo 3:1 MG1865

1 Salamo nataon'i Davida, fony izy nandositra an'i Absaloma zanany. Jehovah ô, akory izato hamaroan'ny mampahory ahy! Maro no mitsangana hanohitra ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 3

Jereo Salamo 3:1 amin'ny teny manodidina.