Salamo 21:10 MG1865

10 Ny zanany haringanao tsy ho eo amin'ny tany, ary ny taranany tsy ho eo amin'ny zanak'olombelona;

Vakio ny toko manontolo Salamo 21

Jereo Salamo 21:10 amin'ny teny manodidina.