Salamo 21:9 MG1865

9 Hataonao tahaka ny fatana misy afo mirehitra izy amin'ny andro hisehoanao, Jehovah handany azy amin'ny fahatezerany, ary handevona azy ny afo.

Vakio ny toko manontolo Salamo 21

Jereo Salamo 21:9 amin'ny teny manodidina.