10 Fa ny raiko aman-dreniko efa nahafoy ahy; fa Jehovah kosa no mandray ahy.
Vakio ny toko manontolo Salamo 27
Jereo Salamo 27:10 amin'ny teny manodidina.