Salamo 27:9 MG1865

9 Aza manafina ny tavanao amiko, aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana; efa famonjena ahy Hianao; aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 27

Jereo Salamo 27:9 amin'ny teny manodidina.