1 Nataon'i Davida. Hianao no antsoiko, Jehovah ô, Ry vatolampiko ô, aza manentsin-tadiny amiko; fandrao, raha mangina amiko Hianao, dia ho tahaka izay midina any an-davaka aho.
Vakio ny toko manontolo Salamo 28
Jereo Salamo 28:1 amin'ny teny manodidina.