Salamo 28:2 MG1865

2 Mihainoa ny feon'ny fifonako, raha mitaraina aminao aho, raha manandratra ny tanako ho amin'ny fitoeranao masina indrindra aho.

Vakio ny toko manontolo Salamo 28

Jereo Salamo 28:2 amin'ny teny manodidina.