1 Salamo. Fihirana tamin'ny nitokanana ny trano. Nataon'i Davida. Hanandratra Anao aho, Jehovah ô; fa nanintona ahy niakatra Hianao, ka tsy nataonao ho fifalian'ny fahavaloko aho.
Vakio ny toko manontolo Salamo 30
Jereo Salamo 30:1 amin'ny teny manodidina.