Salamo 40:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Niandry dia niandry an'i Jehovah aho; ary nitodika nitsinjo ahy Izy ka nandre ny fitarainako.

Vakio ny toko manontolo Salamo 40

Jereo Salamo 40:1 amin'ny teny manodidina.