2 Dia nampakatra ahy avy tao amin'ny lavaka fandringanana Izy, eny, tamin'ny fotaka mandrevo; ary nampitoetra ny tongotro teo ambony vatolampy Izy ka nampijoro ahy.
Vakio ny toko manontolo Salamo 40
Jereo Salamo 40:2 amin'ny teny manodidina.