3 Ary nanisy fihiram-baovao teo am-bavako Izy, dia fideràna an'Andriamanitsika; maro no hahita sy hatahotra ary hatoky an'i Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Salamo 40
Jereo Salamo 40:3 amin'ny teny manodidina.