Salamo 42:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Maskila. Nataon'ny Koraita. Tahaka ny diera mihanahana maniry ny rano an'ony no anirian'ny fanahiko Anao, Andriamanitra ô.

Vakio ny toko manontolo Salamo 42

Jereo Salamo 42:1 amin'ny teny manodidina.