Salamo 42:2 MG1865

2 Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; Rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra?

Vakio ny toko manontolo Salamo 42

Jereo Salamo 42:2 amin'ny teny manodidina.