Salamo 42:11 MG1865

11 Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao? Manantenà an'Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho, Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.

Vakio ny toko manontolo Salamo 42

Jereo Salamo 42:11 amin'ny teny manodidina.