1 Omeo rariny aho, Andriamanitra ô, ary alaharo ny teniko haharesy ny firenena tsy misy famindram-po; Vonjeo aho ho afaka amin'ny lehilahy mpamitaka sy mpanao meloka.
Vakio ny toko manontolo Salamo 43
Jereo Salamo 43:1 amin'ny teny manodidina.