Salamo 43:3 MG1865

3 Ampandehano ny fahazavanao sy ny fahamarinanao; aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any an-tendrombohitrao masina, dia ho any amin'ny tabernakelinao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 43

Jereo Salamo 43:3 amin'ny teny manodidina.