Salamo 43:4 MG1865

4 Dia hankany amin'ny alitaran'Andriamanitra aho, dia any amin'Andriamanitry ny fifaliako indrindra; ary hidera Anao amin'ny lokanga aho, ry Andriamanitra ô, dia Andriamanitro.

Vakio ny toko manontolo Salamo 43

Jereo Salamo 43:4 amin'ny teny manodidina.