Salamo 43:5 MG1865

5 Nahoana no mitanondrika ianao ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao? manantenà an'Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho. Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.

Vakio ny toko manontolo Salamo 43

Jereo Salamo 43:5 amin'ny teny manodidina.