Salamo 44:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'ny Koraita. Maskila. Ny sofinay no nandrenesanay, Andriamanitra ô, ny razanay nilaza taminay ny asa nataonao tamin'ny androny, dia tamin'ny andro fahiny.

Vakio ny toko manontolo Salamo 44

Jereo Salamo 44:1 amin'ny teny manodidina.