7 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana anao mihoatra noho ny namanao.
Vakio ny toko manontolo Salamo 45
Jereo Salamo 45:7 amin'ny teny manodidina.