Salamo 55:23 MG1865

23 Fa Hianao, Andriamanitra ô, no hampidina ireo any an-davaka fanimbana; ny mpandatsa-drà sy mpamitaka tsy hahatratra ny an-tsasaky ny androny; fa izaho kosa dia hatoky Anao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 55

Jereo Salamo 55:23 amin'ny teny manodidina.