Salamo 56:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Al-jonathelem-rehokim. Miktama nataon'i Davida, fony nisambotra azy tany Gata ny Filistina. Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, fa misafoaka manenjika ahy ny olona; miady amiko mandrakariva izy ka mampahory ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 56

Jereo Salamo 56:1 amin'ny teny manodidina.