3 Haniraka avy any an-danitra Izy ka hamonjy ahy, raha miteny ratsy izay misafoaka manenjika ahy; eny, Andriamanitra haniraka ny famindram-pony sy ny fahamarinany.
Vakio ny toko manontolo Salamo 57
Jereo Salamo 57:3 amin'ny teny manodidina.