4 Ny fanahiko dia eo afovoan'ny liona; handry eo amin'ny masiaka aho, dia eo amin'ny zanak'olombelona,- lefona sy zana-tsipìka ny nifiny, ary sabatra maranitra ny lelany.
Vakio ny toko manontolo Salamo 57
Jereo Salamo 57:4 amin'ny teny manodidina.