16 Fa izaho kosa dia hihira ny herinao, ary hihoby ny famindram-ponao nony maraina, satria fiarovana avo ho ahy Hianao, ary fandosirako amin'ny andro fahoriana.
Vakio ny toko manontolo Salamo 59
Jereo Salamo 59:16 amin'ny teny manodidina.