10 Mahampoka ny tany voasa Hianao ka mampiravona azy; ranonorana mivatravatra no amontosanao azy; mitahy ny fitsimohany Hianao.
Vakio ny toko manontolo Salamo 65
Jereo Salamo 65:10 amin'ny teny manodidina.