Salamo 65:9 MG1865

9 Mamangy ny tany Hianao ka mahamando azy; mampahavokatra azy betsaka Hianao - Ny onin'Andriamanitra dia tondra-drano - Mamboatra vary ho an'ny olona Hianao; fa izany no famboatrao ny tany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 65

Jereo Salamo 65:9 amin'ny teny manodidina.