Salamo 68:17 MG1865

17 Ny kalesin'Andriamanitra dia roa alina, eny, arivo arivo; ny Tompo no eo aminy; Sinay dia eo amin'ny itoerana masina.

Vakio ny toko manontolo Salamo 68

Jereo Salamo 68:17 amin'ny teny manodidina.