Salamo 68:18 MG1865

18 Efa niakatra ho any amin'ny avo Hianao ka mitondra babo; efa nandray fanomezana teo amin'ny olombelona Hianao - eny, teo amin'ny maditra aza,- mba hitoeran'i Jehovah Andriamanitra any.

Vakio ny toko manontolo Salamo 68

Jereo Salamo 68:18 amin'ny teny manodidina.