Salamo 68:8 MG1865

8 Dia nihorohoro ny tany, ary nitaitaika ny lanitra, tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra, na iry Sinay iry aza tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Salamo 68

Jereo Salamo 68:8 amin'ny teny manodidina.