Salamo 79:10 MG1865

10 Nahoana ny jentilisa no hanao hoe: aiza izay Andriamaniny? aoka ho fantatra amin'ny jentilisa eo imasonay ny famaliana ny ran'ny mpanomponao izay nalatsaka.

Vakio ny toko manontolo Salamo 79

Jereo Salamo 79:10 amin'ny teny manodidina.