Salamo 79:11 MG1865

11 Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fisentoan'ny mpifatotra; araka ny halehiben'ny sandrinao dia arovy tsy ho faty ny zanaky ny fahafatesana.

Vakio ny toko manontolo Salamo 79

Jereo Salamo 79:11 amin'ny teny manodidina.