Salamo 8:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira Al-hagitith. Salamo nataon'i Davida. Jehovah, Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao amin'ny tany rehetra! nataonao eny amin'ny lanitra ny voninahitrao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 8

Jereo Salamo 8:1 amin'ny teny manodidina.