Salamo 89:38 MG1865

38 Fa efa narianao sy nolavinao izy; Efa tezitra tamin'ny voahosotrao Hianao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 89

Jereo Salamo 89:38 amin'ny teny manodidina.