Salamo 89:39 MG1865

39 Efa nahafoana ny fanekena tamin'ny mpanomponao Hianao; Efa nataonao ho fahavetavetana ny satro-boninahiny ka narianao teny an-tany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 89

Jereo Salamo 89:39 amin'ny teny manodidina.